Dikan'ny teny : mameta

Hampiditra dikany vaovao
1 (feta) mt p. (mametà): Manentsina amin'ny. feta. ~ Manisy, manimba. Ahitsio
2 (veta) mt.p. (mametà): Manazimba, manatsizarizary: Aza mameta ny fahamendrehan'ny sasany toy i-zoo re ianao e! • Mandoto, man oso-potaka, manala baraka. • Enti-milaza ny rano tongahatreny am-poto-pe rehefa mita rano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel