Dikan'ny teny : mametaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (fetaka) mt. p. (mametaha): Manisy, mandraikitra: Nametaka tehamaina andRabe izy. Ahitsio
2 (petaka) mt. p. (mametaha): Man dity, man draikitra amin'ny dity: Mametaka petadrindrina. Ahitsio
3 (fetaka) mt.p. (mametaha): Manisy, man draikitra. • Mandoto, mandity, man draikitra amin'ny dity: Marne taka pe tadrindrina Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel