Dikan'ny teny : mametraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (petraka) mt.p. (marne traha) : Manao main' ny toerana anankiray:Mametraka boky eo ambony latabatra. 1 Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin'ny banky. 1 Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto. 1 Mana-la, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana.- 1 Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny uadiny. Ahitsio
2 Iza no nanao ny kofafa teto ambony latabatra? ΒΆ M.h.: Manao tokoa, manao dia manao, mimaso, tsy mivandy, tsy manamohamo, tsy mihambahamba, mikatroka, somokotra, jenitra, miala nenina, miady fo, miotrikotrika, mimokitra, ma-mono masoandro,.. jar. Lofo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel