Dikan'ny teny : mamia

Hampiditra dikany hafa
(fia) mt.p. (mamiaza): Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy. • Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaouana divay. • Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitondra Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0063