Dikan'ny teny : mamihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fihina) mt.P• (mamihina): Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba. * F.-p.: Mamihim-bau a: mihazona ny vava tsy hiteny. /Mamihin-tanana: manakambantanana na manao ny tanana roa eo anoloana ka mifamihina na mifampihazona izy roa. j Mamihin-tena: manakambana ny sandry hiendritanam-bokovoko eo an-tratra ka mamihina azy mafy eo. ¶ M.h.:Mamia, mangia, mangeja, mangehy, mambeda, manotrona, mambomba, manomba, manohona, mibeda, mangaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel