Dikan'ny teny : mamihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (frhitra) mt p. : Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra ny hazo (na tamin'ny hazo) aho, nianjera tany an-tevana • Misarangotra: Mamihitra amin-dreniny Isambilo kely. • Mitana amim-pikiribibiana: Mamihitra mafy amin'ny heviny Ingahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel