Dikan'ny teny : mamika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsy fampiasa loatra), Manapika (pika) mt.p. (mamiha, manapiha): Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan'ny famantaranandro. • Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin'ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo. / Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel