Dikan'ny teny : mamily

Hampiditra dikany vaovao
1 (vily) mt.p. (mamilia): Mampandeha amin'ny lalankafa tsy amin'ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta. • Mampibirioka, mampivfona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin'ny lalan'ny fahaverezana • Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel