Dikan'ny teny : mamingitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (vingitra) mt.p. (mamingita) : Mitondra zavatra amin'ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely foana no itondràna azy. ¶ M. h : Mamivitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel