Dikan'ny teny : mamintana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fintana) mt.P. (mamintàna): Maka, manjono amin'ny fintana: Mamintana trondro. - F.-p.: Mamintana andro: tsy tonga amin'ny fotoana nifanaovana: Mahafinaritra fa tsy namintana andro ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel