Dikan'ny teny : mamintina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fintina) mt.p. (mamintina): Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba. • Manafohy: Mahay mamintina ny resaka izy.Mamioka (fioka) mt.p. (mamioha): Mikapokamirivorivo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel