Dikan'ny teny : mamiravira

Hampiditra dikany vaovao
1 (viravira) mt.p. (mamirauira) : Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fi-tondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao. • Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy. • Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravina ny nahita ireo andian'alika namiravira ilay sakanay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel