Dikan'ny teny : mamisavisa

Hampiditra dikany vaovao
1 (visavisa) mt.p. (mamisavisà): Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy er? aho. • Milazalaza hatramin'izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran'ny voninkazo. • Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisaoisa ny la-sa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel