Dikan'ny teny : mamita

Hampiditra dikany vaovao
1 (vita) mt.p. (mamità): Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin'ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-ja- M nako aho fa aza kotabaina / Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano. • Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel