Dikan'ny teny : mamitrana

Hampiditra dikany hafa
(vitrana) mt. p. (mamitràna): Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto? • Marnplrindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069