Dikan'ny teny : mamitsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (fitsaka) mt.p. sady mt.s. (mamitsaha): Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana. • 1) Mipetraka tsars miampirimpirina tsy mihetsika amin'ny toerana iray: Mamitsaka eo amorompotana ny saka. 2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsaka tao anaty lobolobo ilay mpangalatra. 3) Mipe- traka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel