Dikan'ny teny : mamitsoka
Hampiditra dikany hafa
(fitsoka) mt. p. (mamitsoha): Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina. * Mandany: Tamin'ny soavaly no namitsohan-dry Rabe mivady ny uoiany rehetra • Manao tsara mihoatra noho...: Namitsoka indrindra tamin'ny mpianatra namany rehetra izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha