Dikan'ny teny : mamivitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (viuitra) mt.p. (mamivita): Mandray amin'ny sisiny na amin'ny ilany kely foana. • Misintontsintona, mandrirodrirotra. • Mitsongo (teny) ka mandrirotra izany mba hiadiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel