Dikan'ny teny : mamizana

Hampiditra dikany hafa
(vizana) mt p.: Manasatra, mahasasatra: Mamizana ahy izany mihaino ny bedibedinareo izany ka lasa aho. ? Mandreraka: Mamizana ity osa mibata entana lava it?. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066