Dikan'ny teny : mamizatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (vizatra) mt.p.: Miteny olona miriadriatra: Tsy tiako Rangahy io fa mahery mamizatra mpiasa aoka izany er?. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel