Dikan'ny teny : mamo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t: Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nan jary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy. • Very saina noho ny herin'ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra. - t.i.f.: Mamoina / manamamo, fanamamo, mpanamamo / anamamoana, fanamamoana ( mahamamo / mimamo, fimamo, mpimamo / imamoana, fimamoana / mamomamo / mankamamo / hamamo, hamamoana. - F.-p,: Mamo fotaka: leon' ny raharaham-panetsana efa saika tsy efa. / Mamo maty: doroka tanteraka ary tsy mahahetsika mihitsy fa midaboka. f Mamo ratsy: Leondeony sy valabalaka. ¶ M. h.: Mienjika, varivariny, jaonjaona, tafiditra, didy, mitadidy, mivembena, doroka, mandraingiraingy, jobo, biri-ka, leon-toaka, trabo, mena maso, mandref? lalana, manao tari-damba, mirediredy, very saina, mamo maty, mamo be ohatza ny omby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel