Dikan'ny teny : mamoha

Hampiditra dikany vaovao
1 (voha) mt.p. (mamohà): Manokatra: Mamoha vavahady. Ahitsio
2 (foha) mt.p. (mamohaza): Manaitra, manohina mba hahatsiaro: Ny akoholahy no mamoha ahy isa-maraina. ? Mampabatsiaro: Aza mamoha ny basa - F.-p.: Mamoha fota-mandry: mampahatsiaro zavatra mampalahelo na nampiady efa hadino. / Tsy mahafoha terza: be torimaso ka raha tsy fohazina tsy taitra. / Lolo mamoha angatra: zava-dratsy mahatonga zavatra ratsiratsy kokoa indray, mampitranga ny zava-dratsy noho izy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel