Dikan'ny teny : mamokaiky

Hampiditra dikany vaovao
1 na Mivokaiky (vokaiky na vokaika) mt p. (mamokaike, mivokaike): Miketrona: Momokaiky ny hoditra rehefa maina • Mionkina, miforitra: Mivokaiky ny sokina, rehefa kasihina • Milefitra, miforitra: Nivokaiky notsindrian'ny entana ilay Ingahibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel