Dikan'ny teny : mamoky

Hampiditra dikany vaovao
1 (voky) mt.p. (mamokisa): Manome sakafo betsaka: Mamoky ny uahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe. • Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin'ny f andokafana azy na amin'ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel