Dikan'ny teny : mamolaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (folaka) mt.p. (mamolaha): Manapaka fa tsy tangarana. • Manazatra ny biby ho mora entina: Mamobaka omby. rt Mamoritra, mampilefitra: Mamola-damba - F.-p.: Mamola-body : manao fitondram-bady henjana mba hahatonga azy ho fatrapanoa /Mpamola-damba: mamontra ny lamba eo amin' ny soroka toy ny fanaon'ny mpikabary na ny mpilalao rehefa hiteny. / Mamola-tokokebiny: manala ny toko ao amin'ny trano izay kendrena hatao lapa amin'ny famorana / Mamola-tany: miasa ny tany, manamboatra azy tanteraka mba hahazoana vokatra tsara betsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel