Dikan'ny teny : mamolavola

Hampiditra dikany vaovao
1 (uolauola) mt p. (mamolavolà): Manao ho boribory ohatra ny volavola:Namolauola vary masaka i Lita mba ho haniny rehefa ouy nianatra izy. • Mikarakara, manolokolo: Izy ihany no namoiavola anay tamin'ny fahatanoranay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel