Dikan'ny teny : mamongana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vongana) mt.p.: Mandidy (zavatra) atao didiny lehibe. Ahitsio
2 (fongana) mt.p. (mamongàna): Mandrava tanteraka, mandevona, mandany, manapitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel