Dikan'ny teny : mamongatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fongatra) mLp. (mamongàra): Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena • Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel