Dikan'ny teny : mamongotra

Hampiditra dikany hafa
Manafongotra (fongotra) mt.p. (mamongora, manafongora): Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaouana no namongotra ny fananan'io tovolahy io. • Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta. • Mandrava hatramin'ny fotony, manafongana: Ny riuodoza no namongotra it? trano ity. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0055