Dikan'ny teny : mamonjy

Hampiditra dikany vaovao
1 (vonjy) mt.p. (mamonje): Mitondra vonjy ho an'ny...; manala (olona) amin'ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia • Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa • Mande-ha mba ho tonga amin'ny.,.: Lasa namonjy ny fotoana nifanaouany tamin'i Naiuo i Lita • Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka • Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel