Dikan'ny teny : mamonkina
wzctt (vonkina) mt.p. (mamonkena): Mamoritraho fohy fa tsy manatsotra ho la-va. * F.-p.: Mamonkin-kevitra: ilazana ire o tsy mba mety hanambara ny heviny fa rlib aleony mangina ary tsy mitenY na inona na inona. f Mamonkin-totohondry: aforitra ao nxwhtovg anaty felatanana ny rantsantanana toa filazana fa vonona hiady.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha