Dikan'ny teny : mamonona
Hampiditra dikany hafa
(vonona) mt.p. (mamonàna): Manomana mialoha: Mamonom-piadiana izay te handresy. • Manangona: Mamonom-bola izy ha-no renan- trano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha