Dikan'ny teny : mamontirika

Hampiditra dikany vaovao
1 (vontirika) mt. s.: Mampivandravandra be ny maso toa hivoaka ny taolamaso mihitay: Namontirika ny masony ka natahotra aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel