Dikan'ny teny : mamonto

Hampiditra dikany hafa
(vonto) mt.p. (mamontona): Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao. / Mamonto rano ny sponjy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0053