Dikan'ny teny : mamoraka

Hampiditra dikany hafa
(voraka) mt.p. (mamoràha): Mamaha: Mamoraka tady. • Mamoaka avy ao anaty zavatra: Mamoraka ny tao am-bata. • Mampiseho izay ao anaty: Mamoraka ny ao am-po. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089