Dikan'ny teny : mamorifotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (forifotra) mt s.: Mivoaka (enti-milaza ireo bontsimbontsina kely be dia be vokatry ny aretina): Namorffotra ny kitrotron'Ilita ka tsy naharitra reniny naka dokotara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel