Dikan'ny teny : mamoritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (foritra) mt.p. (mamoreta): Manorotoro, mikosoka: Mamoritra voaloboka amin'ny tanana. • Manery: Aza mamoritra anay fa mafana ny andro. 1 Mangeja, mangia: Tiany ny mamoritra ny tanan-jazakely. ? h.o.: Namoritra azy loatra tamin'ny volany Rakoto ka nandositra izy. • Mampahory: Mamoriira ny madinika. • Mampilefitra, mampiketrona: Mamoritra rantsan-kazo. / Hitsangana ihany aho fa mamoritra ny akanjoko ny mipetraka Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel