Dikan'ny teny : mamory

Hampiditra dikany vaovao
1 Mamorivory (vory) mt. s.: (ity faharoa no fampiasa indrindra) Mandroadroatra: Mamoriuory ny ranomasine Ahitsio
2 (vory) mt.p. (mamoria): Miantso ho tonga miaraka, amin'ny toerana iray: Namory ,ny mahantra teo amin'ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana 1 Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham pirenena • Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel