Dikan'ny teny : mamosaka
Hampiditra dikany hafa
na Manaposaka (posaka) mt.p. (mamosaha, manaposaha): Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy. 1 Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha