Dikan'ny teny : mamosavy

Hampiditra dikany hafa
(mosavy) mt.p. na mt. s. (mamosavia): Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain'ny olona fa ilay olona tao atsimony, hono, no namosavy axy. 1 Milaza ny tsy mety, toy ny, ohatra, milaza olontsy heny ho mpivady: Ranona it? mamosavy mihitsy; olona mpianadahy ireny ka ataonao hoe mpivady. • Manao zavatra mety hahavoa: Mamosavy izay nanaparitaka ireto fanjaitra ireto teto amparafara? 1 Enti-milaza ny saka manana anaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0053