Dikan'ny teny : mamosotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (vosotra) mt.p.: Mamazivazy, mananihany, manaraby: Tsy tiako ny olona mamosotra ny sasany toy izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel