Dikan'ny teny : mamotitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fotitra) mt.p. (mamotera): Mametraka zavatra mivadika, marnpifamadika: Misy maso lauitra mamo titra ny sarin'ny zavatra jerena aminy. 1 Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotiira anay mianadahy? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel