Dikan'ny teny : mamototra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fototra) mt.p. (mamotora): Mandray na m a• ka eo akaikin'ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka • Mandinika tsara, manadihady, mamalun faka: E fa nam oto tra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel