Dikan'ny teny : mamotsotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (votsotra) mt.p. (mamotsàra): Mamaha, manaboraka: Iza no namotsotra ity kofehy it?? •Mitery (ombivavy): Lasa namotsotra omby any an-tsaha izy. *Manafaka gadra na mpanompo: Iza no mpanjakavavy namotsotra ny mpanompo raha mba fantatrao? t• Manala (ny fahotana): Nahazo lalana tamin'ny Tompo hamotsotra ny fahotana izy. 1 Miala, mamadika: Mahagaga fa namotsotra indray ny iray tamin' ireo nilatsaka hofidina 1 Enti-milaza biby miteraka ka tsy mahazo ny zanany: Namotsotra indray Ikalamavo! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel