Dikan'ny teny : mamotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fotsy) mt.p. (mamotsia): Manadio (metaly, nifY ): Mamotsy sabatra • Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy a! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel