Dikan'ny teny : mamoy

Hampiditra dikany vaovao
1 (foy) mt.p. (mamoiza): Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany. / Ny harivan'nyandro uoalohany amin'ny Fandroana ny Malagasy no mamoy. - F.-p.: Mamoy aina: manao sorona ny ainy, mitolo-tena ho faty. / Mamoy fo: manary toky; kivy tsy manam-panantenana intsony. Ahitsio
2 (foy) mt. s.: Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny. Ahitsio
3 (foy) mt.p. (mamoiza): Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel