Dikan'ny teny : mampakatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (akatra) mt. p. (mampakara): Mitondra amin'ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana? Manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin'io toerana io. ~ Mitondra min' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho. ~ Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin'ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel