Dikan'ny teny : mampanjanaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (zanaka) mt. p. (mampanjanàha): Mampisam-bola misy zanany; manao petra-bola misy zanany: Nampanjanaka vola telo art-vo tamin'io taozava-pirenena io aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel