Dikan'ny teny : mampatahotra
(tahotra) p.t: Mahatonga hatahotra (marihina anefa fa zavatra no lazaina amin'izany): Mampatahotra ny ankizy ilay sarivongana eo ambony fasana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha