Dikan'ny teny : mampifampi-

Hampiditra dikany vaovao
1 Tovona fanaovana matoantenin'ny "mpampanao asa ifanaovan'olona roa" ho an'ny mt manomboka amin'ny mi-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa: Mampifampiteny: Tsy nifandray mihitsy izy mirahavavy fa reniny vao nampifampiteny azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel